Liahona janoary 2026 Ireo lahatsoratra misy ato David A. BednarMpiray amin’ny fomban’ AndriamanitraMampianatra ny Loholona Bednar fa ny fanahintsika dia tokony ho feno fankasitrahana rehefa mandinika ilay drafitra lehiben’ny famonjena, fanavotana, famerenana amin’ny laoniny, famindram-po ary fahasambarana izay nataon’ Andriamanitra isika. Vehivavy manao fanekempihavananaJ. Anette DennisFiarovana ao amin’ny filazantsaran’i Jesoa Kristy naverina tamin’ny laoninyMampianatra Rahavavy Dennis fa voasoritra mazava tsara ny lalana hiverenana any amin’ Andriamanitra raha manana finoana sy matoky ny Mpamonjintsika isika. Ahmad S. CorbittFahatokiana eo anatrehan’ireo mpaminany taloha sy ankehitrinyMampianatra fitsipika dimy izay afaka manampy antsika hisoroka ny fandriky ny fahatongavana ho mpanohitra ireo mpaminany sy apôstôly ny Loholona Corbitt. Shaun StahleNanalefaka ny fo sy nanokatra ireo varavarana tao Corse ny asa fanompoana tahaka ny an’i KristyTonga tao Corse vonona ny hanompo ireo misiônera, izay nanokatra ireo varavarana sy nampalefaka ireo fo. Avia, hanaraka Ahy David R. SeelyMikatsaka an’i Kristy sy ireo fanekempihavanana: Ny fanalahidy avy amin’i Nefia mba hamakiana ny Testamenta TalohaNizara hevitra vitsivitsy hotadidina ny prôfesora iray mpampianatra soratra masina fahiny rehefa mandalina ny Testamenta Taloha isika amin’ity taona ity. Ted BarnesNy namanao Avia, hanaraka AhyNy “Avia, hanaraka Ahy” ho an’ny taona 2026 dia torolalana mahafinaritra momba ny Testamenta Taloha sy ny tenin’i Kristy. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Axa Dennise ZárateHitarika ahy ny TompoNianatra ny mpanoratra fa tsy mila matahotra ny hoavy izy satria Andriamanitra dia manana zavatra nomanina ho azy ary mbola manao fahagagana ho an’ireo zanany. William SumanVavaka ao am-pokoNitondra fiovana lehibe teo amin’ny fiainany ny torohevitra avy amin’ny renin’ilay mpanoratra mba hanao vavaka ao am-pony isan’andro. Nicole MuramatsuNahatsapa fiadanana ahoNahatsapa fanaintainana ilay mpanoratra rehefa nitendry pianô nandritra ny fivoriana fanasan’ny Tompo, saingy nivavaka izy mba hahazo fanamaivanana sy fanampiana avy any an-danitra, ka nahazo izany. Ronda MerrellTsy very amin’ny MpamonjyRehefa nanahy momba ireo olona ao amin’ny fianakaviana izay nanalavitra ny Fiangonana ny mpanoratra dia nahazo fampiononana tao amin’ny tempoly. Yesmin OliverosNahoana aho no tokony hitaraina?Na dia eo aza ny fahoriana, ilay mpanoratra sy ny fianakaviany dia mihazona ilay anja-by miaraka amin’ny fananana antoka fa mandroso mankany amin’ny hoavy tsaratsara kokoa izy ireo. Tanora Chakell Wardleigh HerbertRaha toa ka mitondra korontana eo amin’ny fiainana ny fahotana, dia mitondra fiadanana kosa i KristyAfaka manafaka anao amin’ny korontana eto amin’ny fiainana an-tany i Jesoa Kristy. Madelyn MaxfieldTsy midika hoe fandresena ny fahotana fotsiny ihany ny fibebahanaNy fifalian’ny fanavotana dia avy amin’ny fikolokoloana fifandraisana lalina kokoa amin’ny Mpamonjy. Jared AcabadoNatahotra ny hiresaka tamin’ny evekako aho—Ahoana no ho fihetsiny?Afaka mameno fifaliana ny fiainantsika ilay fanomezam-pahasoavan’ny fibebahana. Andian-dahatsoratra mitohy Olomasina any amin’ny tany rehetraScott HalesNy lalanao no lalakoNandeha an’arivony kilaometatra maro i Emma Purcell Samôana mba hitory ny filazantsara naverina tamin’ny laoniny tany amin’ny tanindrazany.