Ho zatovo mahery!, Septambra 2025 Tamara W RuniaInona no mampiavaka ny fiangonanareo?Mampahafantatra ity laharan’ny gazetiboky ity sy ny lohahevitra sasantsasany ao anatiny ny Rahavavy Runia. D. Todd ChristoffersonIreo fitahiana entin’ny fahefana sy herin’ny fisoronanaJereo ny namerenana tamin’ny laoniny ny fisoronan’ Andriamanitra amin’izao andro iainantsika izao mba hitahiana ny zanak’ Andriamanitra rehetra. Brynn WenglerHo an’ireo andro tsara ihany koa i Jesoa KristyIreto misy hevitra vitsivitsy mba hifantohanao hatrany amin’ny Mpamonjy na dia milamina aza ny zava-drehetra. Feon’ny zatovoLinnaea E.Fahaketrahana, ny Fanahy, ary ny Soratra masinaMiresaka mikasika ny fomba nianarany ny lanjan’ny soratra masina ny zatovovavy iray mpifindra monina matetika. Feon’ny zatovoAnicet P.Tsy fiafarana ny fahafatesanaMiresaka momba ny fomba nijanonany sy ny fianakaviany ho matanjaka tamin’ny finoany ny zatovolahy iray taorian’ny nijalian’ny reniny noho ny fahatapahana lalandrà. Feon’ny zatovoEru M.Fampiononana avy amin’ny fihaonambeMahazo fampiononana avy amin’ny lahatenin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ny zatovovavy iray izay nasaina hanao lahateny tamin’ny fihaonamben’ny tsatòka. Eric D. SniderMizara fifaliana ao KenyaNahita ny filazantsara i Robert L. avy ao Kenya, ary dia tsy maintsy zarainy amin’izay olona rehetra fantany izany. Avia, hanaraka AhyEric D. SniderHarena miafinaMijereva zavatra azonao ianarana bebe kokoa eo am-pandalinanao lalindalina kokoa ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana. MifandraisaMifandraisa amin’i … Danic L. avy ao MalaisieFampahafantarana momba an’i Danic L., zatovolahy iray avy ao Malaisie sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy aminy. Sara R.Tsy fantany hoe nila izany ahoNankao amin’ny seminera ny zatovovavy manana olana iray avy ao Guatemala, ary dia nandray fanamafisana izy fa miraharaha azy ny Ray any An-danitra. David A. Edwards sy Eric B. MurdockFamantarana ny Fiaviana Fanindroany: Tsy misy antony hatahoranaMety ho ohatran’ny hoe mampatahotra be izany ireo famantarana ny Fiavian’i Kristy fanindroany, kanefa manana antony tsara tsy hatahorana ny mpianany. Janae Castillo, Jessica Zoey Strong, ary Brynn WenglerI Jesoa Kristy ilay hoe tsara indrindra mbola ho avyAfaka mahita fifaliana ao amin’ny Mpamonjy ianao na dia eo aza ireo zava-tsarotra eo amin’ny fiainanao manokana sy maneran-tany mialoha ny Fiavian’i Jesoa Kristy fanindroany. Madelyn Maxfield sy Cam KendellFifandirana tany amin’ny filasianaTantara an-tsary momba ana mpianadahy nila nianatra nifankahazo. Eric B. MurdockIlay fanambarana momba ny fianakaviana sy ianaoFeno 30 taona amin’ity volana ity ilay fanambarana momba ny fianakaviana. Jereo hoe ahoana no ahafahan’izany mitondra fitahiana ho an’ny fianakavianao amin’izao andro iainantsika izao. Miala voly kelyHatsikana an-tsary sy fialam-boly mahafinaritra, ahitana sahanasa fanaovana sary, kilalao hampiasana faharanitan-tsaina, ary piozila an-tsary. Rebeca C.Ahoana raha sarotra amiko ny mahazo namana?Mizara tantara iray momba ny fibanjinana an’i Kristy i Rebeca C. rehefa nifindra sekoly vaovao. PetadrindrinaIzy no namakoPeta-drindrina misy teny mankahery ny fanahy avy amin’ny Loholona Buckner. Mandalo ihany ireo ady atrehantsikaSarin’i Jesoa Kristy miaraka amin’ny teny mankahery ny fanahy avy amin’ny Loholona Andersen Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyManao safidy tsy mampahazo aina ahy ireo namako akaiky. Inona no ataoko?Valim-panontaniana: “Manao safidy tsy mampahazo aina ahy ireo namako akaiky. Inona no ataoko?” Valiny fohy sy mivantanaInona no atao hoe Ziona?Valin’ny fanontaniana hoe: “Inona no atao hoe Ziona?”