Fanampiana amin’ny fandalinana

Sarintany ao amin’ny Baiboly

  • Votoatiny

  • Teny fanolorana

  • Jery ankapobeny sy maribolana

  • 1. Sarintanin’ny Tany Masina

  • 2. Fifindran’ny Isiraely avy tany Egypta sy Fidirana tao Kanana

  • 3. Ny Fizaran’ny Foko 12

  • 4. Ny Fanjakan’i Davida sy i Solomona

  • 5. Ny Fanjakana Asyriana

  • 6. Ny Fanjakana Babyloniana Vaovao sy ny Fanjakan’i Egypta

  • 7. Ny Fanjakana Persiana

  • 8. Ny Fanjakana Rômana

  • 9. Ny Tontolon’ny Testamenta Taloha

  • 10. Kanana tamin’ny Andron’ny Testamenta Taloha

  • 11. Ny Tany Masina tamin’ny Andron’ny Testamenta Vaovao

  • 12. Jerosalema tamin’ny Andron’i Jesoa

  • 13. Ny Dia Fitoriana nataon’ny Apôstôly Paoly

  • 14. Haavon’ireo Toerana ao amin’ny Tany Masina

  • Fanondroana anaran-toerana ao amin’ny Baiboly

Teny fanolorana


Sarintany ao amin’ny Baiboly

Ireto sarintany manaraka ireto dia mety hanampy anao hahazo kokoa ny soratra masina. Amin’ny alalan’ny fahafantarana ny jeôgrafian’ireo tany resahina ao amin’ny soratra masina, dia hahatakatra bebe kokoa ireo zava-nitranga ao amin’ny soratra masina ianao.

© 2018 by Intellectual Reserve, Inc. All rights reserved. Source: 5/21