Jery ankapobeny sy maribolana
Ny soritsoritra eo amin’ny sarintany eo ambany dia manondro ny toerana misy ny tsirairay amin’ireo sarintany mitondra laharana izay omena manaraka izao. Ireto sarintany ireto dia ahitana faritra midadasika ary koa faritra mitangorongorona ara-jeôgrafia.
Ava.
1
6
10
5
11
9
14
8
13
3
4
2
7
12
Izao manaraka izao no fanalahidy hahatakarana ireo tarehi marika sy tarehintsotratra izay ampiasaina eo amin’ny sarintany. Anampy izany, ny sarintany tsirairay dia mety hirakitra fanalahidy miaraka amin’ny fanazavana ireo fanampin-tarehi marika izay an’izany sarintany izany manokana.
- ●
-
Ny teboka mena dia maneho tanàn-dehibe na tanàna.
- ▲
-
Ny telolafy kely mainty dia maneho tendrombohitra.
- Lemak’i Moaba
-
Io tarehintsotratra io dia ampiasaina ho famantarana ny toerana ara-jeôgrafia toy ny ranomasina, ny renirano, ny tendrombohitra, ny tany foana, ary ny nosy.
- Jerosalema
-
Io tarehintsoratra io dia ampiasaina ho an’ny tanàn-dehibe sy ny tanàna (ary ho an’ny antsipirian’ireo toerana eo amin’ny sarintanin’ny tanànan’i Jerosalema).
- Moaba
-
Io tarehintsoratra io dia ampiasaina ho an’ireo fizarana madinidinika ara-pôlitika, toy ireo faritra, mponina ary foko.
- Jodea
-
Io tarehintsoratra io dia ampiasaina ho an’ireo fizarana lehibebe ara-pôlitika, toy ireo fanjakana nentin’ny amperora sy ireo firenena.