Ankizy sy Zatovo
Dia inona no manaraka?


“Dia inona no manaraka?” Torolalana fampahafantarana ho an’ny ankizy sy ny zatovon’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany (2019)

“Dia inona no manaraka?” Torolalana fampahafantarana ho an’ny ankizy sy ny zatovon’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany

Dia inona no manaraka?

Atombohy ny resaka

Resaho amin’ny ray aman-dreninao sy ireo mpitarika anao ny fivoaranao eo amin’ireo lafiny efatra ireo sy ireo zavatra azonao atao mba hivoarana manokana. Amin’ny maha-kôlejy na kilasy dia miresaha momba ireo fiaraha-mientana tianareo hatao miaraka amin’ny taona ho avy.

Sary
reny sy zanaka miresaka