Boky sy lesona
pejin-dohateny


Ny Fitsipiky ny Filazantsara

Navoakan’
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah

Tena raisina amim-pitiavana ny hevitrao sy ny torohevitrao momba ity boky ity. Azafady, mba alefaso any amin’ny Curriculum Development, 50 East North Temple Street, Salt Lake City, Utah 84150-0024 izany. E-mail: cur-development@ldschurch.org. Soraty ao azafady ny anaranao, ny adiresinao, ny paroasy sy ny tsatòka misy anao. Ampidiro tsara ao ny lohatenin’ny boky. Dia ataovy ao ny hevitrao sy ny torohevitrao momba ny lafiny maha tena tsara ny boky ary ireo fomba azo hanatsarana izany.