Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Eksodosy 18


DJS, Eksodosy 18:1. Ampitahao amin’ny Eksodosy 18:1

I Jetro dia mpisorona avo.

1 Nony ren’i Jetro, ilay mpisorona avo tao Midiana, sady rafozandahin’i Mosesy, izay rehetra nataon’ Andriamanitra ho an’i Mosesy sy ho an’i Isiraely olony, fa efa nitondra an’i Isiraely nivoaka an’i Egypta ny Tompo;