Seminera

Tahirin-kevitra fototra ho an’ny fifehezana fotopampianarana

  • Votoatiny

  • Pejin-dohateny

  • Fampahafantarana ny fifehezana fotopampianarana

  • Mahazo fahalalana ara-panahy

  • Andalan-tsoratra masina fifehezana fotopampianarana sy ireo andian-teny fototra avy ao amin’ny soratra masina

Tahirin-kevitra fototra ho an’ny fifehezana fotopampianarana


Tahirin-kevitra fototra ho an’ny fifehezana fotopampianarana

  • Pejin-dohateny

    Ity no pejin-dohateny ho an’ny Tahirin-kevitra fototra ho an’ny fifehezana fotopampianarana


  • Fampahafantarana ny fifehezana fotopampianarana

    Ny fomba iray hanorenantsika ny fototsika eo amin’i Jesoa Kristy sy ny fotopampianarany dia amin’ny alalan’ny ezaka iray antsoina hoe fifehezana fotopampianarana.

    tanora mifampiresaka

  • Mahazo fahalalana ara-panahy

    Satria tia antsika ny Raintsika any An-danitra ary tiany isika hivoatra ho lasa toa Azy dia namporisika antsika Izy “hikatsaka ny fianarana amin’ny alalan’ny fandinihana ary koa amin’ny alalan’ny finoana” (Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 88:118).

    zatovolahy mamaky soratra masina

  • Andalan-tsoratra masina fifehezana fotopampianarana sy ireo andian-teny fototra avy ao amin’ny soratra masina

    Ity manaraka ity ny lisitr’ireo andalan-tsoratra masina fifehezana fotopampianarana miisa 100, miaraka amin’ny andian-teny fototra avy ao amin’ny soratra masina mifanaraka amin’izy ireo.