Seminera
Pejin-dohateny


“Pejin-dohateny”, Tahirin-kevitra fototra ho an’ny fifehezana fotopampianarana (2021)

Tahirin-kevitra fototra ho an’ny fifehezana fotopampianarana

Navoakan’
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah

Horaisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Alefaso amin’ity adiresy manaraka ity izany miaraka amin’ireo fahadisoana:

Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services
50 East North Temple Street, Floor8
Salt Lake City, UT 84150-0008
USA
Email: ces-manuals@ldschurch.org

Soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy na sampana sy ny tsatòka na distrika misy anao. Aza adinoana ny manoratra ny lohatenin’ilay boky sy andiany an’ny S&I namoahana izany rehefa manome ny fanamarihana ataonao ianao.

S&I, andiany: 4, 1/23

Azon’ny olona atao ny manonta ity boky ity raha ampiasainy ho an’ny tenany manokana sy tsy hitadiavam-bola (tafiditra ao anatin’izany ny fampiasany izany amin’ny antsony na ny andraikitra nomena azy ao amin’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany). Raha hampiasa izany amin’ny antony hafa dia mangataha azafady lalana ao amin’ny permissions.ChuchofJesusChrist.org