2012
Ny Fampianarana ho an’izao Androntsika izao
Nôvambra 2012


Ny Fampianarana ho an’izao Androntsika izao

Manomboka Ôktôbra 2012 ka hatramin’ny Marsa 2013, ny lesona ao amin’ny Fisoronana Melkizedeka sy Fikambanana Ifanampiana isaky ny Alahady fahefatra dia tokony homanina avy amin’ny lahateny anankiray na mihoatra izay natao nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana volana Ôktôbra 2012. Amin’ny volana Aprily 2013 dia azo fidiana na avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana Ôktôbra 2012 ireo lahateny na avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana Aprily 2013. Tokony hifidy ireo lahateny izay ho ampiasaina any amin’ny faritra misy azy ireo ny filohan’ny tsatòka sy distrika.

Mahazoa fampahalalana bebe kokoa amin’ny alalan’ny fijerena ny fizarana “Teachings for Our Time” Liahona (lds.org/liahona).