Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, Genesisy 1–8


DJS, Genesisy 1:1–8:18. Ampitahao amin’ny Genesisy 1:1–6:13

Ity lahatsoratry ny Baiboly ity dia naverin’i Joseph Smith tamin’ny laoniny ary navoaka tao amin’ny Voahangy Lafo Vidy ho Fantina avy amin’ny Bokin’i Mosesy.