Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 1 Petera 3


DJS, 1 Petera 3:20. Ampitahao amin’ny 1 Petera 3:20

Ny sasany amin’ireo fanahy ao an-tranomaizina dia tsy marina tamin’ny andron’i Noa.

20 Izay tsy nankatò tamin’ny andron’i Noa, raha mbola niandry ny fahari-pon’ Andriamanitra, raha mbola namboarina ny sambofiara izay nidiran’ny olona vitsy, izany hoe, olona valo no voavonjy tamin’ny rano.