Fanampiana amin’ny fandalinana
DJS, 1 Jaona 3


DJS, 1 Jaona 3:9. Ampitahao amin’ny 1 Jaona 3:9

Na zovy na zovy no naterak’ Andriamanitra dia tsy manohy ao amin’ny fahotana.

9 Na zovy na zovy no naterak’ Andriamanitra dia tsy manohy ao amin’ny fahotana; fa mitoetra ao aminy ny Fanahin’ Andriamanitra; ary tsy hainy ny hanohy ao amin’ny fahotana satria naterak’ Andriamanitra izy rehefa nandray ny Fanahy Masin’ny fampanantenana.