Moses and the Tablets [I Mosesy sy ireo Takela-bato], nataon’i Jerry Harston
Fankatoavana ny didin’ Andriamanitra
Lohahevitra sy loharanom-pitaovana
• “Ny fanekempihavanana ataontsika mba hitandrina ny didin’ Andriamanitra,” ao amin’ny Torio ny filazantsarako, 95
Zavatra iainana izay manohana ny maha-mpianatra mandritra ny androm-piainana
• Misafidiana didy iray ary mivavaha momba ny fomba ahafahanao mankatò izany amim-pahatokiana kokoa.