Mampianatra ny Loholona D. Todd Christofferson ny amin’ireo fihetsika izay mandrafitra ny fitsaohantsika, ny toe-tsaina sy ny fahatsapana izay hita taratra ao amin’ny fitsaohantsika, ny maha manokana ny fitsaohantsika, ary ny filana ny fihezahana hitovy amin’ireo Olona Masina izay itsaohantsika. Sombin-dahatsoratra.