2020

Mey 2020

  • Votoatiny

  • Herinandro 4

    • Lesona efatra momba ny hazavana mandritra ny andro maizina

      Yulia Salomatina

  • Herinandro 2

    • Manao asa masina ao anatin’ny fihibohana

      Kaith Ashley Moran

    • Miandrandra fatratra ny ho voafehy

      Ai Uryu

  • Herinandro 1

    • Ho an’ireo misiônera nomena andraikitra vaovao tamin’ny fomba tsy nampoizina

      Amy Davis

    • Mahita fanantenana ao anatin’ny faritra hihomboan’ny aretina

      Romina Ranieri

Mey 2020


Mey 2020

  • Herinandro 4

    • Yulia Salomatina

      Lesona efatra momba ny hazavana mandritra ny andro maizina

      Mizara fahamarinana efatra izay nanampy azy hijanona ho tony nandritra ny fihomboan’ny valanaretina ny vehivavy iray.

      Vehivavy mijery ao anatin’ny hazavana

  • Herinandro 2

    • Kaith Ashley Moran

      Manao asa masina ao anatin’ny fihibohana

      Torohevitra hoenti-manohy manao ny asan’ny Tompo ao an-tokantrano.

      Vehivavy mijery tablette

    • Ai Uryu

      Miandrandra fatratra ny ho voafehy

      Mahita fitahiana ao anatin’ny toe-javatra iainany amin’izao fotoana izao ny vehivavy iray izay nahemotra ny fanambadiany any amin’ny tempoly noho ny valanaretina.

      Mpivady miara-mandeha

  • Herinandro 1

    • Amy Davis

      Ho an’ireo misiônera nomena andraikitra vaovao tamin’ny fomba tsy nampoizina

      Mizara fitsipika enina izay nanampy azy hahita fiadanana ny vehivavy iray izay nomena andraikitra vaovao tampoka noho ny korontana ara-pôlitika raha mbola tao anatin’ny asa fitoriany izy.

      vehivavy mamaky soratra masina

    • Romina Ranieri

      Mahita fanantenana ao anatin’ny faritra hihomboan’ny aretina

      Mizara hafatra mitory fanantenana ao anatin’ny valanaretina COVID-19 ny tanora iray ao Italie.

      Vehivavy mitazana eo am-baravarankely