I Serema dia nandà an’i Kristy, nifanditra tamin’i Jakôba, nitaky famantarana, ary nofaizin’ Andriamanitra—Efa nilaza ny amin’i Kristy sy ny Sorompanavotany ny mpaminany rehetra—Nandany ny androny toy ny mpirenireny ny Nefita, nateraka tao amin’ny fahasahiranana izy, ary nankahalain’ny Lamanita. Tokony ho 544–421 taona talohan’i Kristy.