Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy
Fampahafantarana ny fivoriana filankevitry ny mpampianatra


Fampahafantarana ny fivoriana filankevitry ny mpampianatra

Ao amin’ny horonan-tsary amin’ity pejy ity, ny Loholona Jeffrey R. Holland dia manome topimaso momba ireo fivoriana filankevitry ny mpampianatra ary momba ny antony maha-manan-danja azy ireny.