Mampianatra ny Loholona Rasband fa ny mpikamban’ny Fiangonana dia tsy hoe tanora loatra, na antitra loatra, na tokan-tena ka tsy afaka ny hanompo ireo zanak’ Andriamanitra sy hitondra fanahy ho eo amin’i Kristy, ary hanampy amin’ny fanangonana an’i Isiraely.