Ho zatovo mahery!, martsa 2025 Tonga soa ato amin’ity laharana ityFiloha Emily Belle FreemanFanampiana ho amin’ireo andro sarotraMiarahaba ireo mpamaky an’ity laharana ity ny Filoha Freeman. Loholona Neil L. AndersenTe hiresaka aminao ny Rainao any An-danitraManàna finoana fa miresaka aminao ny Rainao any An-danitra. Eo Izy ary tiany amin’ny fomba tsy hay lazaina ianao. David DicksonGilasy sy finamanana ary fitiavana ny manodidina anaoNy fihetsika tsotra feno hatsaram-panahy nataon’ny namana iray dia nipaka lavitra ka nanampy zatovovavy iray izay niatrika toe-javatra sarotra tao amin’ny fianakaviana. Jessica Zoey StrongAmin’ny fotoana maha diso fanantenana anaoLahatsoratra ho an’ny zatovo mikasika ny fandresena ny fahadisoam-panantenana amin’ny alalan’ny fanampian’ny Mpamonjy. Feon’ny zatovoVictoria E.Nanampy ahy hiova ny MpamonjyNilaza tamin’ny zatovovavy iray ny olona fa ohatran’ny tezitra foana izy ka dia nitodika tamin’ Andriamanitra tamim-bavaka izy. Feon’ny zatovoEmma Y.Tsy haninona ahoLasa misavorita-tsaina ny zatovovavy iray rehefa manatrika seminera sy mankany am-piangonana saingy nanampy azy hahatsapa fampiononana ny soratra masina iray ao amin’ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana. Eric B. MurcdockEo am-pirosoana miaraka amin’ny FanahyTe hiresaka aminao ny Ray any An-danitra. Ireto misy fomba hanohizana izany fifandraisana Aminy izany. Kate Stewart sy Simona LoveLasa ny andro ratsyTantara an-tsary momba ny zatovovavy iray izay niaina andro ratsy sy ny fomba nivadihan’izany ho tsara. Kate StewartAfo. Antsy. Fandihizana. Ary ny filazantsara.Ny dihy antsin’afo Samoana dia mifandray amin’ny filazantsaran’i Jesoa Kristy ho an’ny zatovo any Hawaii, Etazonia. Brynn WenglerIlay tsiambaratelon’ny tsy fahafahana ny tsy hahomby intsonyMianara fomba efatra hanovana ny fomba fijerinao momba ny tsy fahombiazana. Eric D. SniderMandresy ireo zavatra manakana tsy hivavakaIreto misy hevitra handresena zavatra telo mahazatra izay manelingelina ny fivavahana. Mifandray amin’i … Maja C. avy any SloveniaFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy amin’i Maja C., zatovovavy iray avy ao Slôvenia. Avia, hanaraka AhyEric D. Snider sy David A. EdwardsHarena miafinaFantaro ireo hevi-baovao ao amin’ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 18–28. Miala voly kelyHatsikana sy fialam-boly mahafinaritra, tafiditra ao anatin’izany ny fandokoana araka ny isa, ny piozila matematika ary ny fikarohana harena miafina. Jalil T.Aiza no ahafahanao mahazo hery rehefa mahatsapa ho lavina ianao?I Jalil T. avy any Nouvelle Calédonie dia mizara tantara iray momba ny fitodihana any amin’ny Mpamonjy amin’ny fotoana handavana anao. Peta-drindrinaIzy no ohatra ho ahyPeta-drindrina mamporisika anao hibanjina an’i Kristy amin’ny fotoana handavana anao. Tahaka izay ho nataonySarin’ny Mpamonjy manentana ny fanahy, misy teny nataon’ny Loholona Gong. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyAhoana no ahafahako ho mbola manana fanantenana sy miomana ho an’ny fianakaviako any aoriana rehefa tena mandiso fanantenana izao tontolo izao?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Ahoana no ahafahako ho mbola manana fanantenana sy miomana ho an’ny fianakaviako ho avy rehefa tena mandiso fanantenana izao tontolo?” Valiny fohy sy mivantanaAhoana ny fomba hiainantsika eto amin’izao tontolo izao sy “hahafoy ny zavatr’izao tontolo izao”?Valin’ilay fanontaniana hoe: Ahoana ny fomba hiainantsika eto amin’izao tontolo izao sy “hahafoy ny zavatr’izao tontolo izao“?