“Mila namana ve? Meteza ianao ho namana!,” Ho zatovo mahery! ôkt. 2023.
Mila namana ve? Meteza ianao ho namana!
“Handeha hifindra i Joe!”
“Malahelo aho mandre izany, ry malala.”
“Inona no hataoko?” Izy no hany mba namako!”
“Ahoana no nahatonga anareo sy i Joe ho lasa mpinamana akaiky aloha?”
“Nanomboka niresaka izahay indray andro, ary avy eo dia tsy nitsahatra niresaka.
“Afaka niresaka momba ny zava-drehetra izahay.”
“Afaka manao izany indray ianao. Mitadiava olona hiresahana ary jereo ny zavatra mitranga. Mety ho hitanao fa hanohy hiresaka foana ianao.”
“Heveriko fa afaka manandrana izany aho.”