Septambra 2026 Ny MpamonjikoAsa kanto maneho an’i Jesoa Kristy. Tonga soa ry namana!Taratasy ho an’ny ankizy sy ny ray aman-dreny momba ny tempoly. Avy amin’ny Fiadidiana VoalohanyHenry B. EyringManaja ny fanekempihavanana nataontsikaMizara hafatra momba ny tempoly sy ny fanekempihavanana atao any amin’ny tempoly ny Filoha Eyring. Lillian OldhamAo anatiny sy any ivelanyNitsidika ny tempoly i Belén izay mbola ankizy. Nahatsapa ho voataona ny hiomana hiditra ao amin’ny tempoly rehefa lehibe. Inona no atao hoe tempoly?Fanazavana tsotra momba ny tempoly ho an’ireo ankizy kely. Christine NjabaniIlay andro nankanesan’i Jadon tany amin’ny tempolyVoalohany izao i Jadon no nitsidika ny tempoly. Sakafo & Kilalao mahafinaritraMizara sarin’ny tempoly nataon’izy ireo ny ankizy, miampy fomba fanaovana sakafo mamy. Lanonam-panambadiana miavakaMargo sy PauloNiresaka momba ny tempoly tamin’ny reniny i Margo sy i Paulo rehefa niandry teo amin’ny tokotanin’ny tempoly izy ireo nandritra ny famehezana ny nenitoan’izy ireo. Antony miisa 5 anirian’i Jesoa Kristy ny hankanesanao any amin’ny tempolySahanasa hanampiana ny ankizy hampifandray ny tempoly amin’i Jesoa Kristy. Ny lalanao eo amin’ny fanekempihavananaPejy fandokoana izay manasongadina ireo fanekempihavanana ataontsika (ary anampiantsika ny hafa mba hataon’izy ireo) mandritra ny fiainantsika. Mianatra avy amin’ny fihaonambe maneran-tanyDale G. RenlundAkaiky an’i Kristy kokoa amin’ny alalan’ireo fanekempihavananaMizara hafatra momba ny dikan’ny hoe mitondra ny anaran’i Jesoa Kristy eo amintsika ny Loholona Renlund. Juliann DomanMampionona tahaka an’i JesoaNianatra i Erica fa vonona ny hanolo-tanana azy foana ny Ray any An-danitra. Kilalao momba ny lalana mankany amin’ny tempolyKilalao hanampiana ny ankizy sy ny fianakaviana hianatra momba ny tempoly sy hiomana amin’ny fandehanana any. Resadresaka nifanaovana tamin’i Leiema momba ny tempolyMizara ny zavatra niainany tamin’ny fitondrana anaram-pianakaviana tany amin’ny tempoly i Leiema avy any Samoa américaines. Mivonona hanao batisa any amin’ny tempoly!Lahatsoratra iray hanampiana ny ankizy hiomana handeha any amin’ny tempoly mba hanao batisa ho an’ny maty. Ireo namana manerana izao tontolo izaoAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Kaye Esplin sy Lucy Stevenson EwellNatahotra ranoNanao ezaka i Jinwon handresena ny fahatahorany rano mba hahafahany manao batisa any amin’ny tempoly. Fotoanan’ny sahanasaSahanasa momba ny tempoly ho an’ny ankizy HiraKathleen Kelly sy Natalie AdamsMiaina ny filazantsaran’i Jesoa KristyTaratasy misy mari-peo ho an’ilay hira hoe “Miaina ny filazantsara soa” Manara-dia an’i Jesoa any AllemagneFantaro i Harris avy any Allemagne ary ianaro ny fomba anarahany dia an’i Jesoa. Tanana Mpanampy - Tadiavo izany!Nonorisa avy amin’ny hatsaram-panahySahanasa “Tadiavo Izany” izay momba ny Kilonga manao asa fanompoana any Brésil. Avia, hanaraka Ahy Avia, hanaraka AhyFandalinana mahafinaritra ny soratra masina isan-kerinandroAmpiasao ireto sahanasa ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Noho i Jesoa Kristy dia afaka mibebaka sy afaka ny ho voadio ahoPejy natao holokoina maneho zatovolahy iray mizara ny fanasan’ny Tompo amin’ny ankizivavy iray mipetraka eo amin’ny dabilio. I Rota sy i NaomyMamakia tantara iray momba ny fijanonan’i Rota ho mahatoky tamin’i Naomy sy tamin’ny Tompo. Fanontaniana momba ny fahazoan-dalana hidirana ny tempolyLisitr’ireo fanontaniana apetraka mba hahazoana fahazoan-dalana hidirana ny tempoly Taratasy avy amin’ny namanaVakio ny taratasy vitsivitsy avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao!