Nizara tantara momba ny hazakazaka iray izay nanomezan’ny olon-drehetra famporisihana ny mpihazakazaka efa feno 100 taona ny Rahavavy Dennis. Mamporisika ireo mpamaky izy mba hifanohana ary mampahatsiahy azy ireo fa i Jesoa Kristy sy ny Ray any An-danitra dia mamporisika azy ireo hatrany mba handresy.