Namana mey 2026 Ny MpamonjikoAsa kanto maneho an’i Jesoa Kristy. Tonga soa ry namana!Taratasy ho an’ny ankizy sy ireo ray aman-dreny momba ny Fiangonana manerana izao tontolo izao. Natao ho anao ny fihaonambe Dallin H. OaksFihaonambe miavakaFamintinana ny lahatenin’ny Filoha Oaks, Filoha Eyring, ary Filoha Christofferson tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aprily 2026. Ireo mpitarika antsika vaovaoMpitarika ao amin’ny Fiangonana Mianatra avy amin’ny fihaonambeAtrikasa mifandray amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany aprily 2026 Lucy Stevenson EwellAlahady feno fotakaMaka sakafo avy ao an-tsahan’izy ireo i Sarah sy ny reniny, homena ny fianakaviana sahirana iray. Afaka manasa ny hafa koa aho!Nanasa ny hafa i JesoaSahanasa iray hanampiana ny ankizy hianatra momba ny fanasana ny hafa hahatsapa ny fitiavan’ny Mpamonjy. Maneho ny fiarahabana avy aty Fidji!Mianatra momba ny Fiangonana sy ny kolontsaina any Fidji. Manara-dia an’i Jesoa any FidjiI Nepote dia ankizy iray ao amin’ny Kilonga any Fidji izay manara-dia an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fanompoana ny hafa. Matsiro & MahafinaritraJereo ireo fomba kely hanehoan’ny olona hatsaram-panahy na ilan’izy ireo hatsaram-panahy ato amin’ireto atrikasa mahafinaritra ireto! Ashley StarkIlay haingom-bola miendrika loloMilaza ny marina i Anxhela taorian’ny namakiany ny paingo-bolo miendrika lolo vaovaony. Safidy momba ny Tenin’ny FahendrenaMizara ny fomba iainan’izy ireo ny Tenin’ny Fahendrena ny ankizy manerana an’izao tontolo izao. Glenda Méndez de LópezIlay fifaninanana baseballMandray anjara amina fiadiana ho tompon-daka amin’ny baseball i Dennis, ary mahatsapa fitaomam-panahy hampionona mpilalao iray ao amin’ny ekipa iray hafa izy. Mikarakara manerana izao tontolo izaoPejy feno fampahalalana sy fiaraha-mientana mikasika ny fomba nanoloran’ny Fiangonana asa fanampiana olona manerana izao tontolo izao. “Ilay fahadisoana feno haratsiam-panahy”Margo sy PauloNanilika ankizivavy iray izay ratsy fanahy tamin’izy ireo tao amin’ny kilasin’ny Kilongany i Margo sy i Paulo, saingy niala tsiny taminy izy ireo avy eo. Ny fitiavan’ AndriamanitraTaratasy misy ny naotin-kira ho an’ilay hira hoe “Ny fitiavan’ Andriamanitra” Eden sy ilay fahagagana momba ny fanasan-dambaTantara iray momba ny ankizivavy iray manampy ny reniny. Amberleigh BiglerMitendry pianô any am-piangonanaNianatra pianô ireo ankizy any Inde mba hitendry mandritra ny fivoriana fanasan’ny Tompo. Mpampihavana ve aho?Adiam-panontaniana momba ny hatsaram-panahy mba hanampiana anao ho lasa mpampihavana fa tsy ho mpietraketraka kosa. Amie Jane LeavittMisafidy ny hatsaram-panahyManasa ny mpietraketraka azy hilalao i Leah, ary lasa mpinamana izy ireo taty aoriana. Tanana Mpanampy - Tadiavo izany!Asa fanompoana fanadiovana fiaraAtrikasa hitadiavana sary miafina momba ana ankizy manompo. Avia, hanaraka Ahy Avia, hanaraka AhyFandalinana mahafinaritra ny soratra masina isan-kerinandroAmpiasao ireto sahanasa ireto mba handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Afaka mitia an’ Andriamanitra amin’ny foko manontolo ahoPejy fandokoana momba ny fitiavana an’ Andriamanitra Avia, hanaraka AhyJosoa MpaminanyMamakia tantara iray momba an’i Josoa izay nitarika ny Isiraelita tamin’ny ady tany Jeriko sy niditra ny tany nampanantenaina. Fanamboarana tabernakely tamin’ny Testamenta TalohaAsa tanana ho an’ny ankizy hanamboarana tabernakely kely. Taratasy avy amin’ny namanaVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao!