Young Adults
Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny Tanora Tokan-tena sy Mpivady vao Herotrerony: Tafasiry miaraka amin’ny Loholona Cook


Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny Tanora Tokan-tena sy Mpivady vao Herotrerony: Tafasiry miaraka amin’ny Loholona Cook

Tamin’ny 9 septambra 2018 teo dia namaly ny fanontanian’ireo tanora manerana an’izao tontolo izao izay nifantoka tamin’ny tantaran’ny Fiangonana ny Loholona Quentin L. Cook sy ny mpahay tantara anankiroa an’ny Fiangonana dia Rahavavy Kate Holbrook sy Rahalahy Matt Grow.