Ôrdônansin’ny Batisa Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 20:73 (anarana feno), rehefa nomen’i Jesoa Kristy fahefana aho, dia manao batisa anao amin’ny anaran’ny Ray sy ny an’ny Zanaka ary ny an’ny Fanahy Masina. Amena.