Fahaiza-manao ho fampivoarana ny mpampianatra
Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota


“Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota,” Fahaiza-manao ho fampivoarana ny mpampianatra: Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota (2022)

“Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota,” Fahaiza-manao ho fampivoarana ny mpampianatra: Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota

Manatanteraka ny tanjona ao amin’ny Seminera sy Institiota

Ireo kisary anaty pejy miisa telo etsy ambany ireo dia manazava ny fomba ahafahantsika manatanteraka ny tanjon’ny S&I ao am-po sy ao an-tsaina ary eo amin’ny fiainan’ireo mpianatsika rehefa mifantoka amin’ny traikefan’ny mpianatra isika, sy mampihatra ireo fitsipika sy fanazaran-tena izay miteraka ny traikefa irina ho azon’ny mpianatra, ary mampiasa ireo loharanom-pahalalana misy sy ireo fitaovana fanombantombanana mba hivoarana hatrany. Ny tanjon’ny S&I amin’ireo andiam-pehezan-teny miaina, mampianatra ary mitarika dia azo jerena eto.

Sary
Tanjon’ny S&I, pejy 1
Sary
Tanjon’ny S&I, pejy 2
Sary
Tanjon’ny S&I, pejy 3