Fitaovana fampahafantarana
Topimaso
Amin’ity taona ity dia handalina ny Testamenta Vaovao ianao ao amin’ny seminera. Ny lesona amin’ity herinandro ity dia hanampy anao hiomana hianatra momba an’i Jesoa Kristy amin’ny alalan’ny herin’ny Fanahy Masina rehefa mandalina amin’ity taona ity ianao.