Antso ao amin’ny misiôna
Teny fanolorana: Torolalana ho an’ny fampianarana ny Fiomanana ho misiônera


Fiomanana ho misiônera: Loharanom-pitaovana enti-mampianatra

Taranja 130

Janoary 2025

Navoakan’
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah

Horaisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Alefaso amin’ity adiresy ity azafady ny fanamarihana ataonao:

Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services

50 East North Temple Street, Floor 8

Salt Lake City, Utah 84150-0008

USA

Email: CES-Manuals@ChurchofJesusChrist.org

Mba soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy na sampana misy anao, ary ny tsatòka na distrika misy anao. Aza hadinoina ny manoratra ny lohatenin’ilay boky sy ny dikanteny an’ny S&I namoahana izany rehefa manome ny fanamarihana ataonao ianao.