“Votoatiny,” Liahona, jan. 2024. Votoatiny Gazetiboky ôfisialin’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany Janoary 2024 Boky 48 lah. 1 Liahona 19273 Votoatiny Ny fahazavantsika any an-tany foana Nosoratan’ny Filoha Henry B. Eyring Ahoana no hanazavan’ny Bokin’i Môrmôna ny lalana hodiavintsika mandritra ny fiainana? I Jesoa Kristy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna Nosoratan’i John Hilton III sy i Madison Sinclair Afaka ny manamafy orina ny tenivavolombelona ananantsika momba an’i Jesoa Kristy isika amin’ny alalan’ny famantarana Azy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Famakiana milamina: Mahita ny Mpamonjy ao amin’ny soratra masina Nosoratan’i Ted Barnes Tahaka ny ahafahan’ny “fijerena milamina” mampisy dikany ny fitsidihantsika tranombakoka ara-java-kanto iray koa no ahafahan’ny “famakiana milamina” mampisy dikany kokoa ny fandalinantsika soratra masina. Tafaorina eto ny Fiangonana Bogotá, Colombie Tadiavo fatratra dia hahita ianareo Nosoratan’ny Loholona Denelson Silva Rehefa mitodika any amin’ilay loharanon’ny fahamarinana rehetra isika dia afaka ny handray valiny, eny fa na dia ho an’ireo fanontaniana sarotra indrindra ananantsika aza. Fanehoana ny finoana Ny hafatry ny Tompo ho ahy Nosoratan’i David Baxter Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Tantara manentana fanahy avy amin’ireo mpikambana ao amin’ny Fiangonana manerana izao tontolo izao. Ho an’ny ray aman-dreny Mitady ny fahazavan’ny Mpamonjy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna Ireo fianarana momba ny fizakan-tena: Mampifandray ny fitantanam-bola amin’ireo fahamarinana ao amin’ny filazantsara Nosoratan’i Becca Aylworth Wright Ny fijerena ny fitantanam-bola amin’ny fomba fijery mifototra amin’ny filazantsara dia nanampy ireo mpikambana ireo nanatsara ny fifandraisan’izy ireo, sy niverina tany amin’ny tempoly ary nandoa tanteraka ny trosan’izy ireo. Mitombo taona amim-pahatokiana Mahita fahafenoana amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Nosoratan’i Michelle Dennis Christensen Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony Mandresy ny tsy fananan-tanjona ara-panahy—Inona izao no hataoko? Nosoratan’i Diego Torres Ny fifantohana amin’i Jesoa Kristy dia manome antsika ny fitarihana ilaintsika hoenti-mandroso. Nahoana Andriamanitra no tsy nanova ny fiainako? Tsy nambara ny anarana Nahazo fahatakarana lehibe kokoa momba ny fanomezam-pahasoavan’ny fahafahana misafidy aho tamin’ny alalan’ireo tolona natrehako. Avia, hanaraka Ahy Manomboka eo amin’ireo pejy fanolorana ka hatramin’ny 1 Nefia 15 Lahatsoratra fohy anohanana ny fandalinanao ny Bokin’i Môrmôna Fonony The Tree of Life [Ny hazon’aina], nataon’i Maggie Davis, tsy azo adika