“Votoatiny,” Liahona, Mar./Apr. 2022 Votoatiny Ny afo mandion’ny fahoriana Nataon’ny Loholona D. Todd Christofferson Ianaro ny fomba ahafahanao manatona akaiky kokoa ny Mpamonjy amin’ny alalan’ireo fitsapana andalovanao. Ireo fototry ny filazantsara Manompo amin’ny antso ao amin’ny Fiangonana Tanora Mikatsaka an’i Kristy isan’andro ve ianao? Nosoratan’i Orson S. Franco Raha toa ka manana faniriana marina ny hikatsaka ny Mpamonjy isika dia hahita ny tanany eo amin’ny fiainantsika isika. Fitsipika momba ny fanompoana Afaka manampy antsika ao anatin’ireo fotoan-tsarotra Andriamanitra Ny Feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany: Vehivavy be finoana Tantara manentana fanahy avy amin’ireo vehivavy mpikambana ao amin’ny Fiangonana manerana izao tontolo izao. Mahita ny tavan’ Andriamanitra ao amin’ireo fahavalontsika Nosoratan’i Chad Ford Lesona momba ny famahana ny fifanjihirana avy amin’ny ohatra ao amin’ny bokin’ny Genesisy. Inona marina no atao hoe fanehoana fanajana? Nataon’i Destiny Yarbro Rehefa mandinika indray ny dikan’ny hoe fanehoana fanajana isika dia afaka mitombo fitiavana an’ Andriamanitra sy ny hafa. Ary Jehovah nomba an’i Josefa Nataon’ny Loholona Kelly R. Johnson Ny zavatra azontsika ianarana avy amin’i Josefa tany Egypta mba hanampiana antsika hamakivaky ireo fanamby amin’ny fiainana. Fitovizana eo amin’i Josefa tany Egypta sy i Jesoa Kristy Ny fomba nanehoan’ny fiainan’i Josefa ny asa nanirahana ny Mpamonjy. Fonony Sary avy amin’ny Adobe Stock