-
Miaro ny zanaka amin’ny pôrnôgrafia
-
Fanehoana ny finoana
Wilson Di Paula—San José, Uruguay
Rehefa tratran’ny loza nateraky ny fitaingenana moto izay nampalemy azy i Wilson ary avy eo dia maty fotoana fohy taorian’izay ny vadiny, dia tsy fantany izay tokony hataony. Saingy ny filazantsara no nanome ny valin’izany.
-
Ireo fitsipika momba ny fanompoana
Sao dia tsy fantatrao ity lafiny tena manan-danja ao anatin’ny fanompoana ity?
Tsy tokony “[hiara-]mitomany amin’izay mitomany” fotsiny isika fa “miara-mifaly amin’izay faly” ihany koa. Ireto misy fomba efatra azonao hanaovana izany mihitsy.
-
Ireo fitahiana avy amin’ny fomba fijery araka ny filazantsara
Nosoratan’ny Loholona Gary E. Stevenson
Rehefa miezaka ny hihazona filaminana ara-panahy isika dia hanana fomba fijery araka ny filazantsara tsaratsara kokoa.
-
Miaro ny ankizy
Nosoratan’i Marissa Widdison
Tia sy niaro ny ankizy i Jesoa Kristy. Ahoana no ahafahanao manaraka ny ohatra nasehony?
-
Efa toy izay mihitsy ve sa toy izay teo aloha: izay no fanontaniana mipetraka
Nataon’ny Loholona Joni L. Koch
Mora ny mitsara ny hafa, saingy tsy maintsy mitandrina isika mba hitsara amim-pahamarinana sy hihevitra ny hafa tahaka ny hiheveran’ Andriamanitra azy ireo.
-
Tempolin’i Laie Hawaii: Zato taona nanangonana
Nosoratan’i Clinton D. sy i Angela R. Christensen
Nandritra ny 100 taona, ny tempolin’i Hawaii dia nanome fahafahana ireo Olomasina manerana an’i Pasifika handray ireo fitahiana avy amin’ny tempoly.
-
Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany
Nisy rahavavy anankiroa notarihin’ny fanahy handeha hanompo. Nanova zavatra ny hafatra nentin’ireo misiônera. Nandray fanapahan-kevitra ny amin’izay handeha hataony tamin’ny tambin-karamany ny eveka iray. Nanampy tamin’ny fanatsarana fifandraisana simba iray ny taratasy iray.
-
Miatrika ny Pôrnôgrafia: Miaro, mandray andraikitra ary manasitrana
Ny ankizy dia voakasiky ny pôrnôgrafia sy mahita izany, saingy ny fitiavanao dia afaka hanampy azy ireo hanalavitra sy handresy ny fitaomana manimba avy amin’izany.