2017
front-cover
Aprily 2017


Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany • Aprily 2017

Liahona

Izy irery ihany no afaka ho tonga Mpanavotra antsika, p. 8

Inona no fahamarinana ianarantsika avy amin’ny Fitsanganana amin’ny maty mikasika ny vatana? p. 14

Mahita fahafahana amin’ilay vesatry ny herisetra ara-nofo, p. 22

Fantaro ny fahavalonao: Ahoana no fomba hanoherana ireo tetikadin’i Satana miisa efatra, p. 30