2022
fonony ao ambadika
Jolay 2022


Manana ny tantarany daholo ny rehetra.
Mba tianay ny handre ny anao!

Mitady tantara mahafinaritra avy aminao hatrany izahay!

Afaka mizara izay zavatra rehetra tianao hozaraina aminay ianao,

  • Zavatra izay heverinao fa mahafinaritra na mahaliana

  • Zavatra manan-danja aminao

  • Ny fomba nanampian’ny Filazantsaran’i Jesoa Kristy anao