“Tonga Izy,” Ho zatovo mahery!, des. 2021.
Hafatra isam-bolana ao amin’ny Ho zatovo mahery! desambara 2021
Tonga Izy
Ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana dia mijoro ho vavolombelona fa tonga teto an-tany i Jesoa Kristy, mampianatra antsika hahafantatra hoe iza Izy ary inona ny zavatra nentiny ho an’ny olona rehetra.
Teraka teto an-tany Izy
Delivered (Voavonjy), nataon’i Jenedy Paige
Tonga Izy mba hanao ny sitrapon’ny Ray
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra, nataon’i Justin Kunz
Nianatra sy nitombo Izy
And the Child Grew and Waxed Strong in Spiri (Ary ny Zaza dia nitombo ka nihahery), nataon’i Walter Rane
Tonga Izy mba hanavotra ny olona rehetra
Christ in Gethsemane (Kristy tao Getsemane), nataon’i Michael Malm
Maniraka ny hafa Izy hijoro ho vavolombelona momba Azy
Sary nataon’i Justin Kunz
Izy no fahazavana
Little Lamb (Zanakondry kely), nataon’i Jenedy Paige
© 2021 an’ny Intellectual Reserve, Inc. All rights reserved. Natonta tany Etazonia Amerika. Fankatoavana ny tamin’ny teny anglisy: 6/19. Fankatoavana ny fandikana: 6/19. Fandikana ny Monthly For the Strength of Youth Message, December 2021. Malagasy. 17476 654