Loharanom-pitaovana enti-mandalina sy enti-mampianatra ny filazantsara ny ankizy
Fantaro ireo loharanom-pitaovana enti-mandalina sy enti-mampianatra ny filazantsara ny ankizy atolotry Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany. Vakio ireo fampahalalana manampy mikasika ny fomba hampianarana ankizy, ary kirakirao ireo loharanom-pitaovana toy ny tantara ao amin’ny soratra masina, horonan-tsary, loharanom-pitaovana mikasika ny fotoana fihirana, boky fandokoana, sary momba ny filazantsara, lesona momba ny fanarahana ny mpaminany, ary zavatra maro hafa. Asio marika ity pejy ity mba hahitana ireo loharanom-pitaovana mifantoka amin’ny ankizy.