Fanampiana amin’ny fandalinana
Fahendrena


Fahendrena

Ny fahaizana na fanomezana avy amin’ Andriamanitra hitsarana ara-drariny. Amin’ny alalan’ny traikefa sy ny fianarana ary amin’ny alalan’ny fanarahana ny torohevitr’ Andriamanitra no ahazoan’ny olona fahendrena. Raha tsy misy ny fanampian’ Andriamanitra, dia tsy manana ny tena fahendrena ny olona (2 Ne. 9:28; 27:26).