Fanampiana amin’ny fandalinana
Fanavotana


Fanavotana

Manafaka, mividy na manonitra, toy ny mandoa vola hanafahana ny olona iray amin’ny famatorana. Ny fanavotana dia milaza ny Sorompanavotan’i Kristy sy ny fanafahana amin’ny fahotana. Manavotra ny olona rehetra amin’ny fahafatesan’ny vatana ny Sorompanavotan’i Jesoa. Amin’ny alalan’ny Sorompanavotana nataony dia voavotra amin’ny fahafatesana ara-panahy ihany koa ireo izay manam-pinoana azy sy mibebaka.