Fanampiana amin’ny fandalinana
Fiainana Mandrakizay


Fiainana Mandrakizay

Mandrakizay eo anivon’ny fianakaviana, fiainana eo anatrehan’ Andriamanitra (F&F 132:19–20, 24, 55). Ny fiainana mandrakizay no fanomezana lehibe indrindra avy amin’ Andriamanitra ho an’ny olombelona.