Fihaonambe | Oct 3, 2026, 4:00 – 10:00 PM UTCHijery mivantana ireo fivoriana sabotsyAndao hiaraka aminay amin’ireo fivoriana sabotsy amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isaky ny tapa-taona faha-196 an’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany.
Fihaonambe | Oct 4, 2026, 4:00 – 10:00 PM UTCHijery mivantana ireo fivoriana alahady mbamin’ny Hira sy teny voalahatraAndao hiaraka aminay amin’ireo Hira sy teny voalahatra ary ireo fivoriana alahady amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isaky ny tapa-taona faha-196 an’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany.