Mpianatra institiota
Vakiteny ho an’ny mpianatra ao amin’ny Ny fianakaviana mandrakizay


Vakiteny ho an’ny mpianatra ao amin’ny Ny fianakaviana mandrakizay

Fanamarihana: Tsy takiana aminao ny hamaky ny fitaovana atolotra ho vakiana izay tsy misy amin’ny fiteninao.

Lesona

Lohateny

Vakiteny atolotra mba hovakina

1

Ny famoahana ny “Ny fianakaviana: Fanambarana ho an’izao tontolo izao”

2

Manambara amim-boninahitra ireo Mpaminany sy Apôstôly

3

Ny Fahafahantsika ho tonga tahaka an’ Andriamanitra

4

Ny fianakaviana sy ilay drafitra lehiben’ny fahasambarana

5

Ny Toetoetry ny Fiainana An-tany

6

Ny Fianakaviana no ivon’ny Drafitry ny Ray any An-danitra

7

Ny fanambadiana eo amin’ny lehilahy iray sy ny vehivavy iray dia tendrin’Andriamanitra

8

Ny maha-lahy na vavy sy ny maha-izy azy ny tena mandrakizay

9

Ny anjara asa sy andraikitra masin’ny lehilahy

10

Ny anjara asa sy andraikitra masin’ny vehivavy

11

Fiomanana ho amin’ny fanambadiana mandrakizay

12

Ôrdônansy sy Fanekempihavanana any amin’ny Tempoly

13

Manatsara ny fanatrehana ny tempoly

14

Lasa mpamonjy ao an-tendrombohitra Ziona

15

Fanambadiana Mandrakizay

16

Ny Hery Masina Hananana Zanaka

17

Ny didy Hihamaro sy Hameno ny Tany

18

Mikolokolo ny Fifandraisana ao amin’ny Fanambadiana

19

Manangana Fiainana sy Tokantrano Mifototra amin’i Kristy

20

Fiarovana ny Finoana sy ny Fijoroana ho Vavolombelona

21

Mitaiza ny Zanaka Am-pitiavana sy Am-pahamarinana

22

Manorina Fianakaviana Mahomby

23

Manome Izay Zavatra Ilaina Ara-batana

24

Olon-dehibe tsy manambady mpikamban’ ny Fiangonana

25

Mampihatra Finoana amin’ny Toe-javatra Sarotra iainan’ny Fianakaviana

26

Tompon’Andraikitra eo anoloan’ Andriamanitra

27

Fampitandreman’ny Mpaminany momba ny Fianakaviana

28

Mampahafantatra fa ny Fianakaviana no Singa Fototra ao amin’ny Fiarahamonina