Mpianatra institiota
Vakiteny ho an’ny mpianatra ao amin’ny Ireo fampianarana sy fotopampampianaran’ny Bokin’i Môrmôna


Vakiteny ho an’ny mpianatra ao amin’ny Ireo fampianarana sy fotopampampianaran’ny Bokin’i Môrmôna

Fanamarihana: Tsy takiana aminao ny hamaky ny fitaovana atolotra ho vakiana izay tsy misy amin’ny fiteninao.

Lesona

Lohateny

Vakiteny atolotra mba hovakina

1

Ny Bokin’i Môrmôna dia testamenta iray hafa momba an’i Jesoa Kristy

2

Mampandry sofina amin’ny tenin’ireo mpaminany

3

Mitondra fitahiana ny fankatoavana

4

Ny fahalavoan’i Adama sy ny fanomezam-pahasoavan’ny fahafahana misafidy

5

Ny Sorompanavotana tsy manam-petran’i Jesoa Kristy

6

Nosoratana ho an’ izao androntsika izao ny Bokin’i Môrmôna

7

Ny Bokin’i Môrmôna sy ny Baiboly

8

Amin’ny alalan’i Jesoa Kristy no ahatongavan’ny famonjena

9

“Katsaho aloha ny fanjakan’ Andriamanitra”

10

Vavaka sy Fanambarana

11

Fiarovana ny tenantsika amin’ny fotopampianaran-diso amin’ny andro farany

12

Ny ilantsika ateraka ara-panahy indray

13

Ny fanekempihavanan’ny batisa, ny Sabata ary ny Fanasan’ny Tompo

14

Ny Herin’ny Fanafahan’ Andriamanitra

15

Lasa fitaovana eo ampelatanan’ Andriamanitra

16

Fibebahana sy famelankeloka

17

Ny Herin’ny Teny

18

Miomana ho amin’ny andro fitsarana farany

19

Fiarovana ny fahalalahana ara-pivavahana

20

Manamafy orina ny Finoantsika sy ny Fijoroana ho Vavolombelona

21

Ny Fiavian’i Jesoa Kristy

22

“Ho toa Ahy”

23

Ny fampielezana sy ny fanangonana an’i Isiraely

24

Mitovy daholo isika rehetra amin’ Andriamanitra

25

Miaina amim-pahamarinana amin’ny andron’ny faharatsiana

26

Aorian’ny fizahan-toetra ny finoana

27

Finoana sy fanantenana ary fiantrana

28

Manatona an’i Kristy